Mitsangana ianao (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravo ny fanahiko sy faly ny foko
Anilanao ry Tompo Andriamanitro
Nefa tsapako hatrizay fa misy aminay
Mbola manjeninjeny eny rehetra eny
Angatahinay re! f'Ianao tompon'ny cfoifmim hery
Aza avela hijaly na hoe hangina irery
Fiverenana :
Mitsangana sfwr ianao faingana mba mitsangana re!
Mitsangana fa miandry ny tononkira.serasera.org Tompo Lehibe
F'izy hizara fifaliana ka hanala ny hakiviana
Ary hitondra soa sy fiadanana
Mba maniry izahay ry Zanaky ny Ray
Ho isan'ny mpandova ny ao an-danitra
Tano mba tsisy ho very na iray aza satria
Ianao Ilay tsy miova hiaro azy ireny
Ka ny fo fanahy ho lasanao avokoa
Ho uyds anao Jesosy izay efa tia anay taloha
Fiverenana : Mitsangana ianao faingana mba mitsangana re! ... (×2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 1129
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 21:54