Mitsangana ianao (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ravo ny fanahiko sy faly ny foko
Anilanao ry Tompo Andriamanitro
Nefa tsapako hatrizay fa misy aminay
Mbola manjeninjeny eny rehetra eny
Angatahinay re! f'Ianao tompon'ny ghfqbq hery
Aza avela hijaly na hoe hangina irery
Fiverenana :
Mitsangana ianao faingana mba mitsangana re!
Mitsangana fa miandry ny Tompo Lehibe
F'izy hizara fifaliana ka hanala ny hakiviana
Ary hitondra soa sy fiadanana
Mba maniry izahay ry Zanaky ny Ray
Ho isan'ny mpandova ny ao an-danitra
Tano mba tsisy ho very na iray aza oqmtygj satria
Ianao Ilay tsy miova hiaro azy mebeoimz ireny
Ka ny fo fanahy ho lasanao avokoa
Ho anao Jesosy izay efa tia anay taloha
Fiverenana : Mitsangana ianao faingana mba mitsangana re! ... (×2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 1128
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 21:54