Mbola adala (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola adala aho Jesosy Oh! Adala hatram’ izao
Mbola tsy mahafoy ‘reo ratsy izay fanaoko hatram’ izay
Mbola mihevi-dratsy foana sy manao an-dolom-po
Mankahala mbetika mialona ireo namako
Alao amiko ireo Tompo Oh! Mitalaho Aminao
Fa tsy mendrika nefa lazaina hoe “Mpanomponao”
Ka mifona aho, miangavy esory ity kapoaka ity
Ary hazony aho ho eo Aminao fa ondry iray nania
Moa ruoogj ve Tompo o? Voasoratra
Any an-danitra any ny anarakooo
Moa ve aho mba isan’ ny Anao
Moa mananjara lova avy Aminao
Manomboka anio Jesosy Oh! Itodika tononkira.serasera.org Aminao
Ialako ireo xmmdvyv fanao izay nampalahelo Anao
Nefa tsy ho vitako izany raha tsy Ianao Kristy
No manafaka, afaho ity adalanao ity
Diso lalana anie aho Tompo Oh! Ka miandrandra Anao
Ahitsio ny dia, mba akaikezo ity mpanomponao
Aza manalavitra ahy fa mafy anie pfjpk raha ny afobe
No hovantanina fa tsy ‘Lay Toerana nomaninao
Moa ve Tompo o? …
Raiso aho Tompo Oh! Mba ho Anao
Fa mamy anie ny miarak’ Aminao
Maniry ny ho eo Anilanao
Handova Ilay Lanitra vaovao
‘Lay Toerana efa nomaninao
Maniry aho Tompo, ny ho eo Anilanao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 1165
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 16:09