Afak'aho (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela tokoa izay (ela izay)
No niandrasanao ahy Jesosy ukynbqbk tia
Ankehitriny aho manolontena hanavao fanahy
Ao Aminao no sitrako ry Ray
Raha ny làlako hatrizay (hatrizay) dia efa nihanjaka teo anatrehanao
Nefa Ianao dia tsy nandà fa mainka koa namindra fo
Mifona aho fa tena tsy hanindroa
Fiverenana :
Tena sambatra aho ry Tompo tia tononkira.serasera.org
Fa mbola nohavaozinao
Ka faly sy ravo aho satria – o o o o o o
Afaka aho izao
Ny ampitsoko eo Aminao dia ho fiainam-baovao
Hivavaka hatrany aho satria – o o o o o o
Afaka aho izao
Ry mpanota miverena izao fa ny Tompo anie ka sasa-miandry anao
Efa vonton’ny famaizana sy fitsapana ve?
Mba socusvgk mitodiha ho anao izay mandre
Araraoty dieny izao (dieny izao) ny segondra sy ny ora ubgqhvzl anananao
Mibebaha anio hazony mafy ny Finoanao
Sahia fa tena ho afaka ianao
Fiverenana : Tena sambatra aho ry Tompo tia …
Tonony sy feony : SDN

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 2025
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 22:35