Ampidiro aloha ny tenimiafina
AOKA JEHOVAH HIFALY AMIN'NY ASANY (Salamo 104) (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho mandrakizay anie Ny voninahitr'i Jehovah
Aoka Jehovah hifaly, hifaly amin'ny asany!
Nisondrotra ny tendrombohitra, nietry ny lohasaha
Ho any amin'izay namboarinao hitoerany
Efa nasiana fetra tsy hoharany izy
Mba tsy hiverina hanarona ny tany
Endrey ny hamaroan'ny asanao Jehovah ô ( ny asanao Jehovah ô)
Endrey ny hamaroan'ny tononkira.serasera.org asanao Jehovah ô ( ny asanao Jehovah ô)
Fahendrena no nanaovanao azy (fahendrena ho azy)
Henika ny hasoavanao ny tany (henika ny tany)
Nanao ny volana ho fotoana Izy
Ary ny masoandro xvpz mahalala ny filentehany
Nahatonga aizina Ianao dia tonga ny alina
Ka nivezivezy aictdnaa ny biby rehetra any an'ala

Endrey ny hamaroan'ny asanao Jehovah ô ( vutznsb ny asanao Jehovah ô)

Aoka Jehovah hifaly amin'ny asana (hifaly amin'ny asany)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVisites : 2838
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pinou
Date : 11/08/2010 10:32