VOABABONAO (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:Voababonao anie ny foko!
ytkffg Ry Jeso tsy mba ho soloiko
tononkira.serasera.org Tsy misy reharehako
wzcg Raha tsy eo anilanao
Ny hany hasambarako
Miaraka Aminao !
1-Ka n’aiza lalana alehanao Mpitarika ahy
Ka n’inona vgabi n’inona hatao tsy misy mampanahy
Ianao no manome ny saina ary koa ny fahendrena
Hahaizako manaraka ny dianao
2-Reo zava-tsarotra aza dia hisinda mora foana
Ka tsy hangetaheta aho na ho mety ho noana
Ho voky soa ny fitahianao ny fiainako
Ho tena sambatra aho miaraka Aminao Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Vangy : 3104
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanomezantsoa
Daty : 21/05/2007 12:41