VOABABONAO (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:Voababonao anie tononkira.serasera.org ny foko!
Ry Jeso tsy mba ho soloiko
nbcaimxh setheqv Tsy misy reharehako
Raha tsy eo anilanao
Ny hany hasambarako
Miaraka Aminao !
1-Ka n’aiza lalana alehanao Mpitarika ahy
Ka n’inona n’inona hatao tsy misy mampanahy
Ianao no ldluhn manome ny saina ary koa ny fahendrena
Hahaizako manaraka ny dianao
2-Reo zava-tsarotra aza dia hisinda mora foana
Ka tsy hangetaheta aho na ho mety ho noana
Ho voky soa ny fitahianao ny fiainako
Ho tena sambatra aho miaraka Aminao Jesoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Hits : 3105
Likes : 0 Like
Created by : fanomezantsoa
Date : 21/05/2007 12:41