RAISO (TNG (TAFIA New Generation))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) zeykx Maro ireo mihevitra fa rehefa miankanjo metimety
na koa manao fanatitra dia indro fa mandrotsaka vaventy
misy indray miavona miseho fa tena masina indrindra
tsy lazaina intsony ireo izay maka ny an'ny Tompo sy mijinja
Aoka aho tsy hitsara na hitsikera
samy ho tsarain'ny Tompo amin'ny asany
ireo mpanenjika ao afara foana no asany
Réf : Raiso, sokafy tsara ny fo
raha te mba ho tafiarina ka mendrika ho ampakarina
ho tafiditra any andanitra!!
raiso aloha I Jesoa, sokafy tsara ny fo
raha te mba ho tafiarina ka mendrika ho ampakarina
ho tafiditra any andanitra!!
2) Alaim-panahy ny olona itondra tononkira.serasera.org sy ampiasa zavatra hafa
hanokonoko zavatra hitoky hisakelika kifafa
misy indray ireo izay milaza fa tsy misy ny Andriamanitra
tsy miraharaha mamingavinga fa izy no mamaritra
Aoka aho tsy hitsara na hitsikera
samy ho tsarain'ny Tompo amin'ny asany
ireo mpanenjika ao afara foana no asany
Réf : Raiso, sokafy tsara ny fo
raha te mba ho tafiarina ka mendrika ho ampakarina
hnzzcjx ho tafiditra any andanitra!!
raiso aloha I Jesoa, sokafy tsara ny fo
raha te mba ho tafiarina ka mendrika ho ampakarina
beghjh ho tafiditra any andanitra!!
A/C : Toky Rakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TNG (TAFIA New Generation)Visites : 653
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andrianandrasana
Date : 27/11/2024 14:02