Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lasa aho (Spydee)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ve dia, vao maraina ny andro d'efa, tsisy mifampiteny
Efa andro maromaro izay nisesy nefa, tsy nisy hafa tsy ireny
Tsy fantatro izay ao am'ponao ao, ny sainao, toa zlbcjn lasana any ho any
Tsy hitako intsony izay hatao, vizana aho, isan'andro manontany (Oh'baby ...)
('Zaho tsy hanakotaba anao, izaho tsy hanadala anao
Fa rehf'izay no xwjw sitrakao) ... De tsofy rano aho, avelao handeha
(Efa tena niezaka aho, hamalifaly ny fonao
Kanefa izay no sitrakao) ... Tsarà tsodrano ianao tononkira.serasera.org f'izay vao ...
Ref : Lasa aho (Avelao aho handeha)
Ouuuuuh (Tsy sitrapoko anefa ...)
Lasa aho (Ny ranomasoko ao ...)
Oooh'wouooo (Tsy ho ataoko imasonao ...)
'Zaho ve nanampo zay tany am'ponao tany (baby!)
Efa lasa ny ahy reo sento sy tomany
Zao vao fantatro hoe nisy hafa tany ho any (nefa)
Tsy hanenina aho raha mbola tany koa ny tany
Mirary anao ho sambatr'aho, mirary ho anao Fitiavana
Ho cxekq manga anie ny lanitra hialofan'ny Fonao
Ny lalako no zorako, vahako ny fatorako
Rahampitso aho mety ho sendr'izay anjarako fa ..

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SpydeeVisites : 4911
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tahiana.dafy2015
Date : 27/08/2015 15:23