Finoagnanô (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ano magniry qfvasw hanagna fiainagna dia mba nivavaka
Satria maharegny f’amin’i Jesosy misy fiadagnana
Nitalaho mafy ary nangataka fa tsy nivaly hatramizo
Farany iwljzpy kivy lasa nihemotra sy resy ano

Refrain :
Fo ny finoagnano tononkira.serasera.org hamafiso tsara zfortq rony e!
Fa zegny foagna aro zegny no andrasan’i Jesosy e!
Fahazaragn’io ndreka tsy hagnavotre ka mbo ialao dien’izo
Fo tany to tsy haharitry tsy azo tavandraigne

Iaino amigny fo, ny finoagnano
Tano mafy aro, ny finoagnano

Tonony sy fenony : GRACIA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Visites : 133
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andria1730
Date : 11/09/2026 15:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452