Tojo (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ny mihira
Hira toy ny anao
Hira tsy ho lefy
Na antitra aza aho
Natambatro ny tekbiqp hira
Nanasako anao
Hira ho ahy sy ho anao
Ho hira odezr iray mampifandray
Satria fitia tsy lò
No hgufs tao am-po ka hita rano indray
Satria iray ny saina nikotrika
Ka hasandratra ho avo
Tiako ny ho tojo
Feo iray toy ny anao
Feom-boromanga
Mambabo ny fanahy
Natambatro ny hira
Nanasako anao
tononkira.serasera.org Hira ho ahy sy ho anao
Ho hira iray mampifandray
Satria fitia tsy lò
No tao am-po ka hita rano indray
Satria iray ny saina nikotrika
Ka hasandratra ho avo
Bodo & Solo
Hira toy ny anao
Hira tsy ho lefy
Na antitra aza aho
Natambatro ny tekbiqp hira
Nanasako anao
Hira ho ahy sy ho anao
Ho hira odezr iray mampifandray
Satria fitia tsy lò
No hgufs tao am-po ka hita rano indray
Satria iray ny saina nikotrika
Ka hasandratra ho avo
Tiako ny ho tojo
Feo iray toy ny anao
Feom-boromanga
Mambabo ny fanahy
Natambatro ny hira
Nanasako anao
tononkira.serasera.org Hira ho ahy sy ho anao
Ho hira iray mampifandray
Satria fitia tsy lò
No tao am-po ka hita rano indray
Satria iray ny saina nikotrika
Ka hasandratra ho avo
Bodo & Solo
--------
Lien:
