Ny hira (Solo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko fa ao ny tononkira.serasera.org sary
Afaka hilaza hampahatsiahy
Ekeko fa ao ny teny
Milaza maneho ombeny
Ny rlrs tanana mifandray
Taratry ny tsy hita maso
Ny toky tanterahina
Mambara fitiavana

Fa ao ny hira tsy vyogmshp hay soloina
Ampy hilaza samirery
Ny fifaliana bjje na koa tomany
Tandrify ny fiainanao
Satria ny hira dia feo no hiteny
Maneho fitia izay voakobona
Afaka hilaza ny voatahiry
Ny hafatra sy ny alahelo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Solo
Visites : 11906
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 01/10/2002 20:20
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114