Adinony ianao (Soa'Niaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay dia efa iojk adinony ianao ouh oh
Ianao ilay nampifaly azy iny e
Zay dia efa adinony ianao ouh oh
Ianao ilay nampirevy azy iny e

Tadidinao tsara izy izay
Tsy afaka ao antsaina
Fotoana fohy no niarahanareo
Fa ianao dia niala maina e

Somary nandeha mafy nareo
Tsy hay hoe maika ho aiza e
Izy anefa tsy tamàna ela
Rehefa azony izay nilainy

Zay dia efa adinony ianao pyrg ouh tononkira.serasera.org oh
Ianao ilay nampifaly azy iny e
Zay dia efa adinony ianao ouh oh
Ianao ilay nampirevy azy iny e

Tadidinao bsduz tsara izy izay
Tsy afaka ao antsaina
Fotoana fohy no niarahanareo
Fa ianao dia niala maina e

Soa'Niaina

--------
Link:
Comments
ZahSoaniaina ( 22/09/2026 18:06)
https://web.facebook.com/reel/1334730765206090?locale=fr_FR
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Soa'Niaina
Hits : 176
Likes : 1 Like
Created by : ZahSoaniaina
Date : 22/09/2026 18:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.648