Adinony ianao (Soa'Niaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay dia tononkira.serasera.org efa adinony ianao ouh oh
Ianao ilay nampifaly pmlav azy iny e
Zay dia efa adinony ianao ouh oh
Ianao ilay nampirevy azy iny e
Tadidinao tsara izy izay
Tsy afaka ao antsaina
Fotoana fohy no niarahanareo
Fa ianao dia niala maina e
Somary nandeha mafy nareo
Tsy hay hoe maika ho aiza e
Izy anefa tsy tamàna ela
Rehefa azony izay nilainy
Zay dia efa adinony ianao ouh oh
Ianao ilay nampifaly azy iny e
Zay dia efa adinony ianao ouh oh
Ianao ilay nampirevy azy iny e
Tadidinao tsara izy izay
Tsy afaka ao iykxrn antsaina
Fotoana fohy no niarahanareo
Fa gxwh ianao dia niala maina e
Soa'Niaina
Ianao ilay nampifaly pmlav azy iny e
Zay dia efa adinony ianao ouh oh
Ianao ilay nampirevy azy iny e
Tadidinao tsara izy izay
Tsy afaka ao antsaina
Fotoana fohy no niarahanareo
Fa ianao dia niala maina e
Somary nandeha mafy nareo
Tsy hay hoe maika ho aiza e
Izy anefa tsy tamàna ela
Rehefa azony izay nilainy
Zay dia efa adinony ianao ouh oh
Ianao ilay nampifaly azy iny e
Zay dia efa adinony ianao ouh oh
Ianao ilay nampirevy azy iny e
Tadidinao tsara izy izay
Tsy afaka ao iykxrn antsaina
Fotoana fohy no niarahanareo
Fa gxwh ianao dia niala maina e
Soa'Niaina
--------
Link:
Comments
ZahSoaniaina
(
22/09/2026 18:06)
https://web.facebook.com/reel/1334730765206090?locale=fr_FR
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Soa'NiainaHits : 7
Likes : 0 Like
Created by : ZahSoaniaina
Date : 22/09/2026 18:05
