Tazomy mafy (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1"tazomy hgcqfk mafy ny satromboninahitrao
Aza avela,hisy andrombaka
Tano Mafyy,izay kdmncg anananao
Voalaza ny apokalypsy
Fiv::Izay maharitra hatramin'ny farany
Dia Izy,dia izy no vonjena
Ka mahareta aminy fivavahana
Finoana,finoana efa nekena
2""aza manahy Ianao,aza matahotra
Fa chvpn mifikira aminy fivavahana
Jesoa tononkira.serasera.org kristy no hitaridalana
Hanoro ny lalana aleha
Fiv::izay maharitra. .
A/c:pass nenifara
Aza avela,hisy andrombaka
Tano Mafyy,izay kdmncg anananao
Voalaza ny apokalypsy
Fiv::Izay maharitra hatramin'ny farany
Dia Izy,dia izy no vonjena
Ka mahareta aminy fivavahana
Finoana,finoana efa nekena
2""aza manahy Ianao,aza matahotra
Fa chvpn mifikira aminy fivavahana
Jesoa tononkira.serasera.org kristy no hitaridalana
Hanoro ny lalana aleha
Fiv::izay maharitra. .
A/c:pass nenifara
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK Vonona:METM betifagaVisites : 375
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Parao
Date : 05/08/2025 11:55
