Tazomy mafy (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1"tazomy mafy ny satromboninahitrao
Aza avela,hisy andrombaka
Tano Mafyy,izay anananao tblc
Voalaza ny apokalypsy

Fiv::Izay maharitra hatramin'ny farany
Dia Izy,dia izy no vonjena
Ka mahareta aminy fivavahana
Finoana,finoana efa nekena

2""aza manahy Ianao,aza matahotra
qzth  Fa mifikira aminy fivavahana
Jesoa kristy tononkira.serasera.org no hitaridalana
Hanoro ny lalana aleha

Fiv::izay sfcjmho maharitra. .

A/c:pass nenifara

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SLK Vonona:METM betifaga
Hits : 377
Likes : 0 Like
Created by : Parao
Date : 05/08/2025 11:55
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341