Antsoiko Jesosy (SHIYR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hwdcqwg Izaho hiantso ny Anaran'i Jesosy
Hanala tahotra sy ahiahy
Ho an'ny fanahy reraka sy fmzgspjc babo
Antsoiko Jesosy
Ilay Anarana Mahery
Ilay Manasitrana
Ilay Fiainana
Mandrodana manda
Fahazavana
Afo mahamay
Antsoiko Jesosy an-tendrombohitra tononkira.serasera.org
Sy eny an-dalambe
Jesosy Mahery mihoatra ny fahavalo rehetra
Jesosy ho an'ny ankohonako
Masina ny Anaran'i Jesosy
Ilay Anarana Mahery
Ilay Manasitrana
Ilay Fiainana
Mandrodana manda
Fahazavana
Afo mahamay
Izaho hiantso ny anaran'i Jesosy
Hambabo ny fo sy ny fanahy dndz rehetra
Fiadanana no eo amin'ny fanatrehany
Antsoiko Jesosy
Antsoiko Jesosy an-tendrombohitra
Sy eny an-dalambe
Jesosy Mahery mihoatra ny fahavalo rehetra
Jesosy ho an'ny ankohonako
Masina ny Anaran'i Jesosy
Ilay Anarana Mahery
Ilay Manasitrana
Ilay Fiainana
Mandrodana manda
Fahazavana
Afo mahamay
Hanala tahotra sy ahiahy
Ho an'ny fanahy reraka sy fmzgspjc babo
Antsoiko Jesosy
Ilay Anarana Mahery
Ilay Manasitrana
Ilay Fiainana
Mandrodana manda
Fahazavana
Afo mahamay
Antsoiko Jesosy an-tendrombohitra tononkira.serasera.org
Sy eny an-dalambe
Jesosy Mahery mihoatra ny fahavalo rehetra
Jesosy ho an'ny ankohonako
Masina ny Anaran'i Jesosy
Ilay Anarana Mahery
Ilay Manasitrana
Ilay Fiainana
Mandrodana manda
Fahazavana
Afo mahamay
Izaho hiantso ny anaran'i Jesosy
Hambabo ny fo sy ny fanahy dndz rehetra
Fiadanana no eo amin'ny fanatrehany
Antsoiko Jesosy
Antsoiko Jesosy an-tendrombohitra
Sy eny an-dalambe
Jesosy Mahery mihoatra ny fahavalo rehetra
Jesosy ho an'ny ankohonako
Masina ny Anaran'i Jesosy
Ilay Anarana Mahery
Ilay Manasitrana
Ilay Fiainana
Mandrodana manda
Fahazavana
Afo mahamay
--------
Lien:
