Mahatoky Anao (SHIYR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatoky Anao,
Tsy hahatahotra aho Ray o

Omeo fahitana aho
Hahita toy ny fijerinao

Mahatoky Anao,
Ianao no
Mpamonjy ahy

Omeo fahendrena aho
Hanaovako ny sitrakao


Amin’ny heriko rehetra
Ho tia Anao aho
Ry ilay Apingako
Ho tia Anao aho
Ry Vatolampiko
Amin’ny androm-piainako
Sy ho mandrakizay


Mahatoky Anao,
Tsy hahatahotra aho Ray o

Omeo fahitana aho
Hahita toy ny fijerinao

Mahatoky Anao,
Ianao no
Mpamonjy ahy

Omeo fahendrena aho
Hanaovako ny sitrakao

Amin’ny heriko rehetra
Ho tia Anao aho
Ry ilay Apingako
Ho tia Anao aho
Ry Vatolampiko
Amin’ny androm-piainako
Sy ho mandrakizay

HaleluYah
Manjakà amiko

Amin’ny androm-piainako
Sy ho mandrakizay

Ooh...
Amin’ny androm-piainako
Sy ho mandrakizay

Oh oh oh oh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SHIYR
Vangy : 57
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SHIYR
Daty : 20/03/2025 09:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.06