Diniho aho (SHIYR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diniho aho Tompo ô fantaro ahoTorotoroy ny foko
Ovay araka ny Teninao
Toroy aho ka tsy hisy afa-tsy Ianao
Ary ampiasao aho, ampiasao aho
Toy ny hazavana anaty haizina
Tetezana ambonin’ny rano
Fialofana any an-tany hay
Kasika lalina
Ampiasao aho hanao ny sitraponao
Ary n’aiza n’aiza misy ahy; inty ny fiainako,
Iraho aho Tompo o, ampiasao aho
Diniho aho Tompo ô fantaro aho
Torotoroy ny foko
Ovay araka ny Teninao
Toroy aho ka tsy hisy afa-tsy Ianao
Ary ampiasao aho, ampiasao aho
Toy ny hazavana anaty haizina
Tetezana ambonin’ny rano
Fialofana any an-tany hay
Kasika lalina
Ampiasao aho hanao ny sitraponao
Ary n’aiza n’aiza misy ahy; inty ny fiainako,
Iraho aho Tompo o, ampiasao aho
Diniho aho, Toroy aho,
Ovay aho, fenoy aho, ampiasao aho
Tompo o
Iraho aho Tompo ô
--------
Rohy: