AVY FANAHY MASINA (SHIYR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy Fanahy masina !
Mameno ahy
Mila ny hosotrao aho
Avy am-kery
Fanahy o onne ! tiako tononkira.serasera.org Ianao
Babonao ny foko
Ary isan’andro hitombo
Amin’ny fitiavanao
Hikasika iogw ahy ny Fonao
Ny fianako an-tananao
Sintomy anilanao aho
Hatsapa prftowh hery vaovao
Tsisy toa ‘lay toeranao
Hifanatri-tava hideranao
Amin’ny Fanahy sy Fahamarianana
Mameno ahy
Mila ny hosotrao aho
Avy am-kery
Fanahy o onne ! tiako tononkira.serasera.org Ianao
Babonao ny foko
Ary isan’andro hitombo
Amin’ny fitiavanao
Hikasika iogw ahy ny Fonao
Ny fianako an-tananao
Sintomy anilanao aho
Hatsapa prftowh hery vaovao
Tsisy toa ‘lay toeranao
Hifanatri-tava hideranao
Amin’ny Fanahy sy Fahamarianana
--------
Rohy:
