Mietry (SHIYR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mietry bqim aho
Ry Ilay Mpanjakako
Ny fo, ny aina sy fanahiko
Ahetriko, manoloana
Ny fiandriananao
Ny momba parqq ahy rehetra
Ry Tompon’izao rehetra izao
Mitsaoka, Mietry
Miankohoka aho
Fa Masina, Masina Ianao
(Masina Ianao)
Indro aho,
Ry Ilay Masina Indrindra
Indro aho
Manandra-tanana
Ny xtxngiff hery, sy voninahitra
Ho Anao irery ihany
Tsisy toa Anao,
Tsy misy tahaka Anao
Mitsaoka, Mietry
Miankohoka aho
Fa Masina, Masina Ianao
(Masina Ianao)
Ho tononkira.serasera.org Anao
Ny dera
Ny laza
Voninahitra
Ry Ilay Mpanjakako
Ny fo, ny aina sy fanahiko
Ahetriko, manoloana
Ny fiandriananao
Ny momba parqq ahy rehetra
Ry Tompon’izao rehetra izao
Mitsaoka, Mietry
Miankohoka aho
Fa Masina, Masina Ianao
(Masina Ianao)
Indro aho,
Ry Ilay Masina Indrindra
Indro aho
Manandra-tanana
Ny xtxngiff hery, sy voninahitra
Ho Anao irery ihany
Tsisy toa Anao,
Tsy misy tahaka Anao
Mitsaoka, Mietry
Miankohoka aho
Fa Masina, Masina Ianao
(Masina Ianao)
Ho tononkira.serasera.org Anao
Ny dera
Ny laza
Voninahitra
--------
Rohy:
