Antsoiko Jesosy (SHIYR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho hiantso ny Anaran'i Jesosy
Hanala tahotra sy ahiahy
Ho ebid an'ny fanahy reraka sy babo
Antsoiko Jesosy
Ilay Anarana Mahery
Ilay Manasitrana
Ilay Fiainana
Mandrodana manda
Fahazavana
Afo mahamay
Antsoiko Jesosy an-tendrombohitra
Sy eny an-dalambe
Jesosy Mahery mihoatra ny fahavalo xktynmwn rehetra
Jesosy ho an'ny dwjeg ankohonako
Masina ny Anaran'i tononkira.serasera.org Jesosy
Ilay Anarana Mahery
Ilay Manasitrana
Ilay Fiainana
Mandrodana manda
Fahazavana
Afo mahamay
Izaho hiantso ny anaran'i Jesosy
Hambabo ny fo sy ny fanahy rehetra
Fiadanana no eo amin'ny fanatrehany
Antsoiko Jesosy
Antsoiko Jesosy an-tendrombohitra
Sy eny an-dalambe
Jesosy Mahery mihoatra ny fahavalo rehetra
Jesosy ho an'ny ankohonako
Masina ny Anaran'i Jesosy
Ilay Anarana Mahery
Ilay Manasitrana
Ilay Fiainana
Mandrodana manda
Fahazavana
Afo mahamay
Hanala tahotra sy ahiahy
Ho ebid an'ny fanahy reraka sy babo
Antsoiko Jesosy
Ilay Anarana Mahery
Ilay Manasitrana
Ilay Fiainana
Mandrodana manda
Fahazavana
Afo mahamay
Antsoiko Jesosy an-tendrombohitra
Sy eny an-dalambe
Jesosy Mahery mihoatra ny fahavalo xktynmwn rehetra
Jesosy ho an'ny dwjeg ankohonako
Masina ny Anaran'i tononkira.serasera.org Jesosy
Ilay Anarana Mahery
Ilay Manasitrana
Ilay Fiainana
Mandrodana manda
Fahazavana
Afo mahamay
Izaho hiantso ny anaran'i Jesosy
Hambabo ny fo sy ny fanahy rehetra
Fiadanana no eo amin'ny fanatrehany
Antsoiko Jesosy
Antsoiko Jesosy an-tendrombohitra
Sy eny an-dalambe
Jesosy Mahery mihoatra ny fahavalo rehetra
Jesosy ho an'ny ankohonako
Masina ny Anaran'i Jesosy
Ilay Anarana Mahery
Ilay Manasitrana
Ilay Fiainana
Mandrodana manda
Fahazavana
Afo mahamay
--------
Link:
