mifona aho (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô ! Miantso Anao aho
Raha toa sitrakao
Ry Tompo ô ! Fa nanota Taminao ka bqzix avelao
Nataoko avokoa re reo  ditra hatrizay
Dia ‘zay vao ksomi nahatsiaro Anao
Mifona aho ry Tompo fa diso wqqe Taminao
Mba raiso aho ry Ray ô ! Mitalaho ity zanakao
Fa vonona ny hanova ‘zay vitako hatrizay
Mibebaka aho ry Ray ô ! Mibebaka aho fa fay
  tononkira.serasera.org Tena fay
  
Hôsea ANDRIANANDRASANARIVONY (28 Juil 2020)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 433
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 06:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318