miderà azy (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mendrika ho deraina anie JehovahFa lehibe tokoa ny asany
Ka izay rehetra manampofonaina
Aoka hidera ny Anarany
2-Mendrika ho deraina anie Jehovah
Fa lehibe ny voninahiny
Ho anao zay mino sy mahatoky Azy
Aoka hanandram-peo hidera Azy
REF:
Koa miderà azy amin’ny lokanga ,miderà Azy @ sodina
Dia miderà Azy @ anjomara,@ amponga tapaka sy dihy
Koa mandehana ianao hidera Azy koa
@ zay rehetra anananao .
Aoka izay rehetra manampofonaina
Samy hidera ny anaran’i Jehovah . Haleloia ! Haleloia
A . Hery Razanakoto (DEC 2015)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 211
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:22
