Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza manalavitra ahy (SALSA Ziona Fahazavana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ry Jesosy ô! Mba henoy 'zao fivavako izao
Ento re ka mba trotroy tsy hanalavitra Anao
Tsy mahay mandeha irery aho sao dia potraka ety
Aza Avelanao hanjeny mba tantano Raiko ty
fsdt REFRAIN:
Aza manalavitra ahy sao very aho ry Raiko tia
frojyx Fa satria Ianao no miahy ireo ondry izay nania
Andeha ho aiza moa izahay raha Ilaozanao indray
pkcda Aza manalavitra ahy ry Ray
2- Aza Avelanao irery ity ondry izay nania
Aza Avelanao ho very 'ty kambotikely ity
Mamelà ny helokay, Mamindrà fo aminay
Ipetrahako eo akaiky sy eo Anilanao ry Ray
REFRAIN:
Aza manalavitra ahy sao very aho ry Raiko tia
...............
3-Aza manadino ahy ry mpihaino vavaka
Aza manalavitra ahy Raiko tsy manavaka
Aza Halavirinao 'zao tanànanay izao
Miangavy mitalaho, aoka mba ho Arovanao
REFRAIN:
Aza manalavitra ahy sao very aho ry Raiko tia
...............
SALSA Ziona fahazavana Anosibe
A/C: RAHADRA tononkira.serasera.org MAHEFA

--------
Lien:
Commentaires
niainarahadra
(
31/01/2018 16:20)
SALSA Ziona fahazavana Anosibe
A/C: RAHADRA MAHEFA
A/C: RAHADRA MAHEFA
onisoa2008
(
09/02/2018 09:05)
MANGATAKA TONOKIRA FJKM ANKADIKELY ILAY HOE : niova fo
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SALSA Ziona Fahazavana AnosibeVisites : 2126
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : niainarahadra
Date : 31/01/2018 16:23