Nantsoiko ianao (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nantsoiko ianao kanefa tsy nivolana,
Izao tontolo izao nafoiko tononkira.serasera.org noho anao.
Ny fitiavako rehetra, aoka tsy hanam-petra,
Fa taminao ecomxw irery, nantsoiko tsy an-tery.
Nantsoiko ianao, ho tiana, ry acpurbz tiana,
Izao tontolo izao no henoko mangina
Nikalo teny qhesvn ho eny, nitsiky tsy niteny,
Niandry anao,
Niandry mora ihany ‘lay olon-tiako izany.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SalomonVisites : 4865
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ari.malala
Date : 01/04/2008 14:06