Mavo masoandro (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny mavo masoandro mitazana ambony
Ny mena fitiavana mirehitra anaty
Ho szqjabe marik’ilay ao am-po, ao am-po tsy mitony
Avelao izy haniry, aza avela ho faty
Ny ilan’ny rano haniriam-bolotara
Mba jerijereo, aza avela ho maina
Fa ireo dinantsika efa zary tantara
Voarakitr’ireo, dia ireo manan-tsaina
Ny fasako ataovy eo andrefan-tanàna
Ataovy mikasika iqeud ny ilan-kamory
Ka soraty amin’ny vato ilay fanantenana
Tsy maty izy akory fa tononkira.serasera.org hlfhpshs mbola matory
Ny mena fitiavana mirehitra anaty
Ho szqjabe marik’ilay ao am-po, ao am-po tsy mitony
Avelao izy haniry, aza avela ho faty
Ny ilan’ny rano haniriam-bolotara
Mba jerijereo, aza avela ho maina
Fa ireo dinantsika efa zary tantara
Voarakitr’ireo, dia ireo manan-tsaina
Ny fasako ataovy eo andrefan-tanàna
Ataovy mikasika iqeud ny ilan-kamory
Ka soraty amin’ny vato ilay fanantenana
Tsy maty izy akory fa tononkira.serasera.org hlfhpshs mbola matory
--------
Lien:
