Zook Zoky (RY SERAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ZOOK-ZOKY (mi)
atrakao ny loha esory ny alahelo
fetintsika androany atao mamelovelo
ny hira qzsnhyqf sy mozika hanako hatrany hatrany
izao tontolo izao hatrany am-parany any
mandehana ianao antsoy ireo namana
aza misy hadino indrindra ny havana
mgbkxty ho ento hono hoe izay efa vonona
hiaraka hilanonana
fomba malagasy ny miara misalahy
miara mihetsika ny vavy sy ny lahy
tonga dia rombahy fa aza miahiahy
samy mientana f'izao vao tafaray
mitsangana handihy hetseo ny tongotrao
'ty lay zook-zoky iarahana manao
tairo ny eo akaiky hameno sehatra
tsisy menamenatra
resintsika tononkira.serasera.org izao 'lay fahoriana
tsikitsiky foana miramirana
asambarana no higalabona
@ ny fiainana na andro na alina
tsara ny mozika e manentana fanahy
tohizo ny hirantsika ho mandrakizay
fifaliana foana e no hiarahana
ka ho rava ny ahiahy
uuqkzy RY-SERAH
atrakao ny loha esory ny alahelo
fetintsika androany atao mamelovelo
ny hira qzsnhyqf sy mozika hanako hatrany hatrany
izao tontolo izao hatrany am-parany any
mandehana ianao antsoy ireo namana
aza misy hadino indrindra ny havana
mgbkxty ho ento hono hoe izay efa vonona
hiaraka hilanonana
fomba malagasy ny miara misalahy
miara mihetsika ny vavy sy ny lahy
tonga dia rombahy fa aza miahiahy
samy mientana f'izao vao tafaray
mitsangana handihy hetseo ny tongotrao
'ty lay zook-zoky iarahana manao
tairo ny eo akaiky hameno sehatra
tsisy menamenatra
resintsika tononkira.serasera.org izao 'lay fahoriana
tsikitsiky foana miramirana
asambarana no higalabona
@ ny fiainana na andro na alina
tsara ny mozika e manentana fanahy
tohizo ny hirantsika ho mandrakizay
fifaliana foana e no hiarahana
ka ho rava ny ahiahy
uuqkzy RY-SERAH
--------
Lien:
