Zook Zoky (RY SERAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ZOOK-ZOKY    (mi)

atrakao ny loha  esory ny alahelo
fetintsika androany atao mamelovelo
ny hira sy mozika hanako hatrany hatrany
izao tontolo izao hatrany am-parany any

mandehana ianao antsoy ireo mvilnbg namana
aza misy hadino indrindra ny havana
ho ento hono hoe izay efa vonona
hiaraka hilanonana

fomba malagasy ny miara misalahy
miara mihetsika ny vavy sy ny lahy
tonga gyxkvuw dia rombahy fa aza miahiahy
samy mientana f'izao vao tafaray

mitsangana handihy hetseo ny tongotrao
'ty lay zook-zoky iarahana manao
tairo ny eo akaiky hameno sehatra
tsisy menamenatra

resintsika izao 'lay fahoriana
tsikitsiky foana miramirana
asambarana no higalabona
@ ny fiainana na andro na alina

tsara ulzn ny mozika e manentana fanahy
tohizo ny hirantsika ho mandrakizay
fifaliana foana e no hiarahana
ka tononkira.serasera.org ho rava ny ahiahy

   RY-SERAH

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : RY SERAH
Hits : 2649
Likes : 0 Like
Created by : raozigasy
Date : 21/02/2010 15:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0508