Dago (RY SERAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DAGO
marina loatra izay voalaza
nosy kely fa manan-daza
sarotra hafoy sy ho adinoina
na lavitra aza dia tsaroana
mandainga izay tsimba te tononkira.serasera.org ho any
reo tsy afa-manaotra mitomany
raha vao mandre hoe lasa izahay
hamangy ilay dago maminay
gasikarako tanindrazako
ngomangoma anao ny foko
gasikara ô nosindrazako
ho avy any aho fa aza manahy
tsy fidiny ho anay ny ldoo nandao
ataoko fa efa fantatrao
aza omena tsiny xfdafmf ny akama
voatery niala ilay tanana
mbola hihaona foana isika e
na eto na any an-dafin'ny riaka e
izay wdjg mahatsara aloha jerena
mba hahasoa ny firenena
gasikarako misy ny havako
tsy hanadino anao izahay
dago mamiko ô nahalatsahako
raha tia ahy ianao dia iazay
RY-SERAH
marina loatra izay voalaza
nosy kely fa manan-daza
sarotra hafoy sy ho adinoina
na lavitra aza dia tsaroana
mandainga izay tsimba te tononkira.serasera.org ho any
reo tsy afa-manaotra mitomany
raha vao mandre hoe lasa izahay
hamangy ilay dago maminay
gasikarako tanindrazako
ngomangoma anao ny foko
gasikara ô nosindrazako
ho avy any aho fa aza manahy
tsy fidiny ho anay ny ldoo nandao
ataoko fa efa fantatrao
aza omena tsiny xfdafmf ny akama
voatery niala ilay tanana
mbola hihaona foana isika e
na eto na any an-dafin'ny riaka e
izay wdjg mahatsara aloha jerena
mba hahasoa ny firenena
gasikarako misy ny havako
tsy hanadino anao izahay
dago mamiko ô nahalatsahako
raha tia ahy ianao dia iazay
RY-SERAH
--------
Rohy:
