RY SERAH

Nampiditra lika
08/02/2010 08:24
Hiran'i RY SERAH 8 Jereo eto
Vangy : 2071
Mpankafy : 0 Ankafizo
RANAIVOZANANY gerard no anarany ary "SERAH" no ahafantaran'ny maro azy teraka tao tanjombato madagasikara izy ary mipetraka any grenoble (france) manana talenta nomen'andriamanitra tokoa izy satria sady mpamoronkira no mpihira ary saika hainy avokoa ny milalao ireo karazana zavamaneno toy ny guitare , clavier , batterie... sns mpikambana ao amin'ny OMDA izy ary manana tarika atao hoe RY SERAH izay ahitana an'i TOVO (mpihira)sy i PATRICE (mpitendry zava maneno) izay samy efa tena matihanina tokoa miaraka aminy ;efa nahavita ny album misy hira 8 izy @izao fotoana izao MANINA no lohatenin'io rakikira io ka eo andalam-pamoahana izany izy manana studio koa i serah (serah prod) ka izany no tsy dia mahasarotra ny fanatontosany ny asan-kira ny zavatra tiany indrindra dia ny mozika aloha mazava ho azy tia manao voyages koa izy ka@izany no hanararaotany hamoronany ny hirany dia toy izay ny mombamomba azy ka ho hitantsika ato amin'ny serasera ireo hirany dia mirary soa ho antsika rehetra

Hevitra momba an'i RY SERAH

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i RY SERAH (8)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1867