Misy goaika (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy goaika roa mivady izay nisakana eo aloha e
Na i dada na i neny dia mahazo zavatsoa (eny re) tononkira.serasera.org

Na i dada na i neny dia mahazo zavatsoa
Dia nafafy re ny vary ka natao ketsa kblzc "ligne" e
Mafy loatra hoy aho ny didy izay navoakan'ny kaominina e (eny re)
Dia nafafy re ny vary ka natao ketsa "ligne" e
Mafy loatra hoy aho ny didy izay navoakan'ny kaominina e
(Feon-tsodina)
Matoy re ny twvdyqzr vary ka ataovy tsara toto ô
Fa isika roa hivady raha sitrapon'ny Tompo (eny re)
Matoy re ny vary ka ataovy tsara toto ô
Fa isika roa hivady raha sitrapon'ny Tompo
Fa nahoana hoy aho ra dada no tsy avela hanambady
efa reraka ny aina ka tsy afaka ny hitady (eny re)
Fa nahoana qvdp hoy aho ra dada no tsy avela hanambady
efa reraka ny aina ka tsy afaka ny hitady

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RossyVisites : 207
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RalitaTanjona
Date : 05/06/2026 11:16