Indrahindrainay (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana e!

(Fiderana tsy misy fetra no mendrika azy
Fiankohofana rehetra atolory azy
*Indrahindrainay,(x2)
Ny Andriamanitray.)

Haleloia a!!

(Haleloia sy ny hosana
Mendrika ho azy ny fiderana
Kopa-tànana e!,
Mandihy mian-kavia mian-kavanana e!
*Indrahindrainay,(x2)
Ny Andriamanitray.) (X3)

Ô ô ô! ôô! (Ô ô ô!!)
Ôo ôôô!!! (Ô ô ô!!)
Aofaofay oah ny tànana e! (Aofaofao oah ny tànana e!)
Ô ô ô! ôô! (Ô ô ô!!)
Ôo ôôô!!! (Ô ô ô!!)
Ny fitiavany anie fenomanana e! (Ny fitiavany anie fenomanana e!)

Iza no nanamboatra? (Iza?)
Iza ilay tiako loatra e? (Iza?)
Iza  ary no namorona e e? (Iza?
Iza no natao sorona e e? (Iza?)
*Asandrato e!,(x2) asandrato amin'ny hira tsy miato e! (*Asandrato e!,(x2) asandrato amin'ny hira tsy miato e!)

Ô ô ô! ôô! (Ô ô ô!!)
Ôo ôôô!!! (Ô ô ô!!)
Aofaofay oah ny tànana e! (Aofaofao oah ny tànana e!)
Ô ô ô! ôô! (Ô ô ô!!)
Ôo ôôô!!! (Ô ô ô!!)
Ny fitiavany anie fenomanana e! (Ny fitiavany anie fenomanana e!)

Jesôsy no ankalazaina (Iza?)
Izy ihany no hiraina (Iza?)
Izy no hivantànana e e! (Iza?)
Izy no hany làlana e e! (Iza?)
*Asandrato e!,(x2) asandrato amin'ny hira tsy miato e! (*Asandrato e!,(x2) asandrato amin'ny hira tsy miato e!)

Ô ô ô! ôô! (Ô ô ô!!)
Ôo ôôô!!! (Ô ô ô!!)
Aofaofay oah ny tànana e! (Aofaofao oah ny tànana e!)
Ô ô ô! ôô! (Ô ô ô!!)
Ôo ôôô!!! (Ô ô ô!!)
Ny fitiavany anie fenomanana e! (Ny fitiavany anie fenomanana e!)

Izy tsy maintsy mitombo ô! ôh! (Eoah!)
Tsy maintsy mitombo ô! (Eoah!)
'Zaho tsy maintsy mihena e! an! (Eoah!)
Tsy maintsy mihena! (Eoah)
Manana aina isan-karazany e!, milaza ny faha-lehibiazany e!
Renareo oah ny lazany e! e! (Renareo oah ny lazany e!)

*Eo ary tsika e! eo! (Eoah!)
Eo ary tsika! (Eoah!)
Ho an'Andriamanitra mira-mikiaka e! eh!!! (x2)

Ô ô ô! ôô! (Ô ô ô!!)
Ôo ôôô!!! (Ô ô ô!!)
Aofaofay oah ny tànana e! (Aofaofao oah ny tànana e!)
Ô ô ô! ôô! (Ô ô ô!!)
Ôo ôôô!!! (Ô ô ô!!)
Ny fitiavany anie fenomanana e! (Ny fitiavany anie fenomanana e!)
...
Fiderana e!

(Fiderana tsy misy fetra no mendrika azy
Fiankohofana rehetra atolory azy
*Indrahindrainay,(x2)
Ny Andriamanitray.)

Haleloia!, haleloia a! a!!

(Haleloia sy ny hosana
Mendrika ho azy ny fiderana
Kopa-tànana e!,
Mandihy mian-kavia mian-kavanana e!

*Indrahindrainay,(x4)

Indrahindrainay!! ... Ny Andriamanitray!!!)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rija Rasolondraibe
Visites : 2200
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 07/01/2021 18:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.076