Finoana marisika (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity aho tolory tanana,toroy lalana aho
Izay alehanao no tiako aleha
Fa raha mandeha Ianao izao koa mba handeha
Hento lavitry ny fahazarana aho
Vohay varavara aho, raha tsy Ianao no mamoha, manahirana
Ilay tsisy mahakatona no tiako hidirana
Fa raha nahita fitia aminao ombay ny elatrao
Fa raha nahita fitia aminao mba te ahita koa any voninahitrao
Hafeno an-tsefaky ny harambato e
Amin'ilay toerana akaiky Anao
Ho feno, hahita tsy miato ny voninahitrao
Mba tahio e, hahay hitondra ny fanahinao
Kasio hahalala, ampiao aho tsy hiala amin'ny fanatrehanao
Omeo fahendrena tsy hisisika e, tsy anao anganoagano
Omeo finoana tononkira.serasera.org marisika e, andeha ambony rano
Mitady anao snaqah na andro na alina aho
Handroso eny amin'ny lalin-dalina aho
Handroso tsy ysbbvxpi hiato, arotsako ny arato f'efa reko ny teninao
Fa raha tena Ianao Jesosy mba avelao
Avelao aho hanantona ho eny aminao
Tsy hisy hahasakana ahy tsy hivoaka ny skcuyts lakana aho raha miteny Ianao

Omeo finoana marisika e, andeha ambony rano

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 27556
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : kofakama
Date : 23/04/2014 13:36