Fiadanana (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hahatsiaro anao isan'andro anie aho
Rehefa mihaona amin'ny Ray
Mba ho ampy ho anao ny egrkwcr hifona
Hiahy, hampitony
N'aiza n'aiza misy anao.

Dia ho vavolombelon'ny heriny
Hizarazara hery vaovao
Dia lujwqnz ho fanasin'ny tany
Hitondra ny hazavany ianao
Haneran'izao tontolo izao.
Tontolo izao.......

Ref:
Fiadanana anie ho aminao
Ho feno ny fanahy hijoro sahy
Fiadanana anie ho herinao
Homba anao amin'izay atao. (x2)

Ilay làlana sy fahamarinana anie
Hitombo isan'andro ao am-ponao
Mba ho fanasin'ny tany
Hitondra ny hazavany ianao
Haneran'izao tontolo izao.

Dia ny tononkira.serasera.org fahazavanao ho heriko
Ny fivavako antoky ny fonao
Dia mba ho samy ho tafita
Samy ho vonona isika
Amin'ny andro hiverenany vtlkzmjd indray
Amin'izay.........

Ref:
Fiadanana anie ho aminao
Ho feno ny fanahy hijoro sahy
Fiadanana anie ho herinao
Homba anao amin'izay atao. (x2)

Homba anao amin'izay atao! (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rija Rasolondraibe
Visites : 15021
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sandra
Date : 17/12/2004 09:05
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0189