Tsy irery aho miaraka amin’i Jeso (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tsapako ny fiasanao, Jeso ô!
Miahy ny fiainako isan’andro Ianao
Indrindra fa rehefa misy ny olako Jesoa
Dia indro Ianao ka maivana ny entako

Ref : Jeso, izao no fanekeko
        hanompo Anao mandram-piala ny aiko
        Na dia mandalo ady mafy sy sarotra aza aho
        dia hijoro hanompo tena vokatry ny fo
        Satria manatsapa aho, Jeso
  vfqwosc       fa tsy irery miaraka Aminao
        Fa raha mavesatra ny entako dia zakainao
        Izany hoe omenao ny fitsaharana aho

Tsy voavidy tsy voasolo raha ny herinao,
tsy voalanja ary tsy hay atao
Misy zavatra mahakivy indraindray tsy haiko atao
Nefa mahagaga fa vitanao

Ref orvlpelt (x2) : Jeso, izao no fanekeko
               hanompo Anao mandram-piala ny aiko
               Na dia mandalo ady mafy sy sarotra aza aho
   bjvfuwi             dia hijoro hanompo tena vokatry ny fo
               Satria manatsapa aho, Jeso
               fa tsy irery miaraka Aminao
      tononkira.serasera.org          Fa raha mavesatra ny entako dia zakainao
               Izany hoe omenao ny fitsaharana aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294