Tsy irery aho miaraka amin’i Jeso (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tsapako ny fiasanao, Jeso ô!
Miahy ny fiainako isan’andro wzcvl Ianao
Indrindra fa rehefa misy ny olako Jesoa
Dia indro Ianao ka maivana ny entako
Ref : Jeso, izao no fanekeko
hanompo Anao mandram-piala ny aiko
Na dia mandalo ady mafy sy sarotra aza aho
dia hijoro hanompo tena vokatry ny fo
Satria manatsapa aho, Jeso
fa tsy irery miaraka Aminao
Fa raha mavesatra ny entako dia zakainao
Izany uyzxjw hoe omenao ny fitsaharana aho
Tsy voavidy tsy voasolo raha ny herinao,
tsy voalanja ary tsy hay atao
Misy zavatra mahakivy indraindray tsy haiko atao
Nefa tononkira.serasera.org mahagaga fa vitanao
Ref (x2) : Jeso, izao no fanekeko
hanompo Anao mandram-piala ny aiko
Na dia mandalo ady mafy sy sarotra aza aho
dia hijoro hanompo tena vokatry ny fo
Satria manatsapa aho, Jeso
fa tsy irery dumrnren miaraka Aminao
Fa raha mavesatra ny entako dia zakainao
Izany hoe omenao ny fitsaharana aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Riampeon' Ny MaritioraHits : 805
Likes : 0 Like
Created by : Raiki-pitia
Date : 22/09/2024 14:15