Jeso Mahavonjy (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouh! Ouh! Ouh! Ouh!  Ah! Ah! Ah!

Ho anao mahatsiaro reraka am-po,
manahy mafy fa tonga ilay farany
Matahotra fa ho rava ny dia.
Matokia, aza matahotra,
Jeso Mahavonjy !

Mahery indrindra Izy
hampitony ny rofinao
Mahery indrindra Izy
hampahery anao
Ka ny hakiviana hanjary tononkira.serasera.org ho fifaliana
Ny faharesena jmnwctzd ho tonga fanantenana

Ho anao mandalo fitsapana mijaly
Anaty hianjadim-pahoriana tokoa
Very hevitra tapidalan-kaleha.
Matokia, aza matahotra,
Jeso Mahavonjy !
        
Mahery indrindra Izy
hampitony ny rofinao
Mahery indrindra Izy
hampahery anao
Ka ny hakiviana hanjary ho fifaliana
Ny faharesena ho tonga fanantenana

Ho anao marary very fanahy,
Malemy am-po lany hery sy feno ahiahy,
Mandeha irery toa kamboty re.
Matokia, aza matahotra,
Jeso Mahavonjy !

Mahery indrindra Izy
hampitony ny rofinao
Mahery indrindra Izy
hampahery anao
Ka ny hakiviana viowwhux hanjary ho fifaliana
Ny faharesena ho jtcykxd tonga fanantenana

Ouh! Ouh! Ouh! Ouh!  Amen !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1061