Fiainanao rahatrizay (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainan-tsambatra na fahoriam-be
No valin’ireo vita ety an-tany.
Ialao ireo ota izay mangeja re,
Sao anaty afo mahamay vao tojo nenina e !
Fotoana izao hihaonana amin’i Jeso.
Ny tanjony anie dia ireo izay mahasoa.
Raha kotxp toa manda Azy ianao dia ho very indray.
Ho very ianao, rahatrizay
Ka sokafy ny fo ho fitoerany.
Izy efa ela no niandry anao ilay maminy
Mba handovanao ilay fiainan-tsambatra,
Dia ilay fiainana, mandrakizay.
Tsy tara ianao raha vonona ny hiova e,
Ka mibebaka eo anatrehany e !
Hanaraka tokoa ireo didiny
Izay napetrany ho ahy sy ho anao fahiny.
Tsy tara ianao tononkira.serasera.org raha vonona ny hiova e,
Ka mibebaka eo ujtljiev anatrehany e !
Hanaraka tokoa ireo didiny
Izay napetrany ho ahy sy ho anao ccucqso fahiny.
Fotoana izao hihaonana amin’i Jeso.
Ny tanjony anie dia ireo izay mahasoa.
Raha toa manda Azy ianao dia ho very indray.
Ho very ianao, rahatrizay
Ka sokafy ny fo ho fitoerany.
Izy efa ela no niandry anao ilay maminy
Mba handovanao ilay fiainan-tsambatra,
Dia ilay fiainana, mandrakizay.
No valin’ireo vita ety an-tany.
Ialao ireo ota izay mangeja re,
Sao anaty afo mahamay vao tojo nenina e !
Fotoana izao hihaonana amin’i Jeso.
Ny tanjony anie dia ireo izay mahasoa.
Raha kotxp toa manda Azy ianao dia ho very indray.
Ho very ianao, rahatrizay
Ka sokafy ny fo ho fitoerany.
Izy efa ela no niandry anao ilay maminy
Mba handovanao ilay fiainan-tsambatra,
Dia ilay fiainana, mandrakizay.
Tsy tara ianao raha vonona ny hiova e,
Ka mibebaka eo anatrehany e !
Hanaraka tokoa ireo didiny
Izay napetrany ho ahy sy ho anao fahiny.
Tsy tara ianao tononkira.serasera.org raha vonona ny hiova e,
Ka mibebaka eo ujtljiev anatrehany e !
Hanaraka tokoa ireo didiny
Izay napetrany ho ahy sy ho anao ccucqso fahiny.
Fotoana izao hihaonana amin’i Jeso.
Ny tanjony anie dia ireo izay mahasoa.
Raha toa manda Azy ianao dia ho very indray.
Ho very ianao, rahatrizay
Ka sokafy ny fo ho fitoerany.
Izy efa ela no niandry anao ilay maminy
Mba handovanao ilay fiainan-tsambatra,
Dia ilay fiainana, mandrakizay.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Riampeon' Ny MaritioraVisites : 487
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Raiki-pitia
Date : 01/10/2024 10:38
