TENA TIA (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy andriko ny maraina ahitana anao
na ny alina smkw aza toa lany @ fanembonanao
miraikitra ato an-doha ilay endrikao
mitsikitsiky malefaka mampite-hanoroka
tsy haiko ny hangina,te hiantso mafy ny anarano
be ny velompanontaniana,ianao foana ao am-bavako ao
TIAKO LOATRA IANAO
TSY MAHAJERY OLON-KAFA INTSONY AHO
LASANAO AVOKOA NY FITIAVAKO
FOIKO ANAO DAHOLO
NY FIAINAKO MANONTOLO
txhlvp TSY REDIREDY SANATRIA
ddfnmdf FA TENA TIA
Foana avokoa izay rehetra atao
na fihetsika na fiteny handresen-dahatra anao
indraindray aza toa tononkira.serasera.org miteniteny foana
na tsiky aza foronina rehefa ianao manoloana
ny foko mitempo tsy miato dia ianao tokoa nonambabo
lasanao tsy misy tavela ianao foana fa tsy hay fefena
ref : ...

--------
Rohy: