TENA TIA (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy andriko ny maraina ahitana anao
na ny alina aza toa lany @ fanembonanao
miraikitra ato an-doha ilay endrikao
mitsikitsiky malefaka mampite-hanoroka
tsy haiko ny hangina,te hiantso mafy ny anarano
be ny velompanontaniana,ianao foana ao am-bavako ao
wiccrnk TIAKO LOATRA IANAO
TSY MAHAJERY OLON-KAFA INTSONY opsxaxnm AHO
LASANAO AVOKOA NY FITIAVAKO
FOIKO ANAO DAHOLO
NY FIAINAKO MANONTOLO
tononkira.serasera.org TSY REDIREDY SANATRIA
FA TENA TIA
Foana avokoa izay rehetra atao
na fihetsika na fiteny handresen-dahatra anao
indraindray aza toa miteniteny foana
na tsiky aza foronina rehefa ianao manoloana
ny foko mitempo tsy miato dia upqq ianao tokoa nonambabo
lasanao tsy misy tavela ianao foana fa tsy hay fefena
ref : ...

--------
Rohy: