Fato maty (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fotoana eoayjrd mamy tsy misy ohatr’izany
fa roa tononkira.serasera.org lasa iray
Hamakivaky ity fiainana an-tany
Ho mandrakizay
Ianao nofinidy ilay tokan’ny foko
Tsy misy hoe mibaiko
Avia manatona hosafosafoiko
Tiako sy tena lalaiko

Fa na tafiotra be na horohoron-tany
Raha ny iukcrwlt fitiavan-tsika tsy ho ravan’izny
Vao maika ary hihamafy ilay fatotra teo
F’efa vonon-kanatrika izay hiseho

Tsy hay ambara fa henika loatra ny fifaliana
Ry Ray be fitia mankalaza misaotra fa tojo ny tiana
Zahay roa kely manatrika eto tsofy rano re
Ho ambinin-tsoa ho lavitra awkbw sento
Deraina ianao fa lehibe

Fato maty, mandra-maty

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rebika
Visites : 8767
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sylviane
Date : 27/05/2004 06:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0366