Kopak'elatra (Rambao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kopak'elatra ianaoFa hary elatra fitia
Tokantrano vaovao
Tsofiko rano soava dia
Mazotoa Rahavako
Ianao no anjarany
Etsy oroy ny tavako
Mahareta hatramin'ny farany
Azafady rehefa mba hita eny
Ho ambarambara anao ny lalana
Ireny anatranatra efa lasa ireny
Ento ataovy voandalana
Kopak'elatra ianao
Fa hary elatra fitia
Tokan-trano vaovao
Tsofiko rano soava dia
Mazotoa Rahavako
Ianao no anjarany
Etsy oroy ny tavako
Mahareta hatramin'ny farany
Maharena tokantrano ianareo roa
Tongava amin'izay irinareo
Feno hasambarana sy fiadanam-po
Voninahitra sy rehareha
Kopak'elatra ianao
Fa hary elatra fitia
Tokan-trano vaovao
Tsofiko rano soava dia
Mazotoa Rahavako
Ianao no anjarany
Etsy oroy ny tavako
Mahareta hatramin'ny farany
Azafady rehefa mba hita eny
Ho ambarambara anao ny lalana
Ireny anatranatra efa lasa ireny
Ento ataovy voandalana
Kopak'elatra ianao
Fa hary elatra fitia
Tokantrano vaovao
Tsofiko rano soava dia
Mazotoa Rahavako
Ianao no anjarany
Etsy oroy ny tavako
Mahareta hatramin'ny farany
Maharena tokan-trano ianareo roa
Tongava amin'izay irinareo
Feno hasambarana sy fiadanam-po
Voninahitra sy rehareha
Kopak'elatra ianao
Fa hary elatra fitia
Tokantrano vaovao
Tsofiko rano soava dia
Mazotoa Rahavako
Ianao no anjarany
Etsy oroy ny tavako
Mahareta hatramin'ny farany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RambaoVisites : 262
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : odilonfrederic1
Date : 20/08/2025 14:05
