HASAMBARANA (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atao ahoana moa
Ahoana tokoa
Ny filaza aminao
Ny hasambarana
Miaina ao anatiko ao
Ahoana moa ny fiteny
Raha izao rehetra izao
No zava-poana
Raha tsy eo anilanao
Foiko
tsy ugall tsaroiko akory
Ny amiko rehetra
Rehetra
Ny amiko
Ny taniko
Ny kilalao
’Zay rehetra sitrakao
Lazao
Ho tanterahiko avokoa
Sambatra aho
Eny sambatra
Mitoetra eo anilanao
Ampy ve ny fiteny
Hikazako tononkira.serasera.org anuh ny fitiavako
Raha izao tontolo izao
Ry aiko
Foiko noho ianao.
Tonony sy feony:Jérome ipwwymj RANDRIA
Ahoana tokoa
Ny filaza aminao
Ny hasambarana
Miaina ao anatiko ao
Ahoana moa ny fiteny
Raha izao rehetra izao
No zava-poana
Raha tsy eo anilanao
Foiko
tsy ugall tsaroiko akory
Ny amiko rehetra
Rehetra
Ny amiko
Ny taniko
Ny kilalao
’Zay rehetra sitrakao
Lazao
Ho tanterahiko avokoa
Sambatra aho
Eny sambatra
Mitoetra eo anilanao
Ampy ve ny fiteny
Hikazako tononkira.serasera.org anuh ny fitiavako
Raha izao tontolo izao
Ry aiko
Foiko noho ianao.
Tonony sy feony:Jérome ipwwymj RANDRIA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 8374
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HASINA
Date : 17/06/2002 21:52
