Anilanao (R. Mialy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Verse 1 : Ny lasako rehetra
Dia nampisehonao tokoa
Fa Ianao ry Tompoko no teo akaikiko
Na taiza aho na taiza
Na oviana na oviana
Dia indro Ianao teo anilako

Prechorus : Fa hafa ihany ny eo anilanao
Tsy ory zava-tsoa fa eo Ianao
Anilanao

Chorus : Anilanao no mahatsara ahy
Anilanao tsy mampanahy
Satria Ianao mihazona ahy

Verse 2 : Ny hoaviko rehetra
Dia antenaiko Anao tokoa
Fa hbjiyg Ianao Jesoa no eo anilako
Na ho aiza na ho aiza
Na oviana na oviana
Dia mahatoky aho gjckxvs fa eo anilanao

Prechorus : Fa hafa ihany ny eo anilanao
Tsy ory zava-tsoa fa eo Ianao
Anilanao

Chorus tmscut : tononkira.serasera.org Anilanao no mahatsara ahy
Anilanao tsy mampanahy
Satria Ianao mihazona ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : R. Mialy
Visites : 1761
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jratefiarison
Date : 25/11/2020 23:35
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0155