Variana (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Variana, variana mijery
Ny fombafomabn’ny hafa
Tavela, tavela irery
Nilaozan’ny omby niahaka
Fa ny zwykj tany miodina ihany
Mandalo, mandalo ny fiainana
Lany andro mitsikera
Ny an’ny tena tsy hita

Ho aiza, ho aiza
No tena be fitrena
Ny làlana anefa iray
Alao mora fa sao mora tola
Ny aina tsy roa fa iray

Malama, malama ny bffdy làlana
Kanefa ianao tononkira.serasera.org tsy mijery
Ny mety, ny mety hifaharana
Ka indro fa potrak’irery
Fa ny andro misosa ihany
Ny resaka ekpt anie tsy ho lany
Izay vita toa tsy hita
Fa mitakoritsika ihany

http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Poopy
Visites : 6290
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0171