Tsy nety (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY NETY

Nihintsana nefa mba felana namony
Nantenaiko handrombona eny
Ho endriky ny saha
Toa nihintsana nefa tsy hitombo intsony
Tsy mba nety namony tononkira.serasera.org
Toy ny vony dcgthr namelana

Ilay sombiniaiko
No nandao ftuij ahy tsy fidiny
Raha sitrakao ry raiko
Avereno ahy
Fa mafy loatra ny manjo ahy
Toa tsy ho tantin’ny saiko
Ny hizaka ny ngidiny
Izay mety hiseho tsy haiko
Avereno ahy
Fa mafy loatra ny manjo ahy

Nilentika Ilay wcom masoandro nantenaiko
Mba hanazava ilay akany
Nokasaiko ho namana
Fa lasana ilay hazavana lalaiko
Ka indro tomany ny foko torovana

POOPY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Poopy
Visites : 4839
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 12/10/2002 01:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0466