Tsy nety (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY NETY
Nihintsana nefa mba felana namony
Nantenaiko handrombona eny
Ho endriky ny saha
Toa nihintsana nefa juehgz tsy hitombo intsony
Tsy mba nety namony
Toy ny vony namelana
Ilay sombiniaiko
No nandao ahy tsy fidiny
Raha sitrakao ry raiko
Avereno ahy
Fa mafy loatra ny manjo ahy
Toa tononkira.serasera.org tsy ho tantin’ny saiko
Ny hizaka ny ngidiny
Izay mety hiseho tsy haiko
Avereno ahy
Fa mafy loatra ny manjo ahy
Nilentika Ilay masoandro nantenaiko
Mba nlrnih hanazava ilay akany
Nokasaiko tgwoj ho namana
Fa lasana ilay hazavana lalaiko
Ka indro tomany ny foko torovana
POOPY
Nihintsana nefa mba felana namony
Nantenaiko handrombona eny
Ho endriky ny saha
Toa nihintsana nefa juehgz tsy hitombo intsony
Tsy mba nety namony
Toy ny vony namelana
Ilay sombiniaiko
No nandao ahy tsy fidiny
Raha sitrakao ry raiko
Avereno ahy
Fa mafy loatra ny manjo ahy
Toa tononkira.serasera.org tsy ho tantin’ny saiko
Ny hizaka ny ngidiny
Izay mety hiseho tsy haiko
Avereno ahy
Fa mafy loatra ny manjo ahy
Nilentika Ilay masoandro nantenaiko
Mba nlrnih hanazava ilay akany
Nokasaiko tgwoj ho namana
Fa lasana ilay hazavana lalaiko
Ka indro tomany ny foko torovana
POOPY
--------
Link:
