Ny tiako rehetra (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny teny atsipinao
Izay niniako tsy ho re
Toa tsapako eto anio ny fahamarinany
Ny urlkbk tolotolotrao
Tsy nahataitra hatramin’izay
Dia xbnf fantatro eto anio ny lanjany
Hatramin’izay
Tsy nisy naha-rototra ahy
Satria ianao teo foana teo anilako
Nihevitra aho fa
Na inona fitrangany eo
Ianao efa napetraka ho ahy
Nefa izao toa tampoka foana
Nilaozanao aho tsy ankiteny
Mipenipenina ny foko irery
Fa tsy tononkira.serasera.org ianao vao fantany fa ilainy
O! ny fisianao
Tsy nohalaliniko hatrizay
Satria nataoko ho efa izay ny làlana
Ny mety ho hevitrao
Tsy noheveriko satria
Jambenan’ny fitiavan-tenako aho
Ka mamelà ahy
Raha misy fihetsiko indraindray
Nampisy alahelo ao am-ponao ao
Mamela ahy
Henoy na tsy mendrika
F’izaho tsy feno raha tsy eo ianao hzgh
Izay niniako tsy ho re
Toa tsapako eto anio ny fahamarinany
Ny urlkbk tolotolotrao
Tsy nahataitra hatramin’izay
Dia xbnf fantatro eto anio ny lanjany
Hatramin’izay
Tsy nisy naha-rototra ahy
Satria ianao teo foana teo anilako
Nihevitra aho fa
Na inona fitrangany eo
Ianao efa napetraka ho ahy
Nefa izao toa tampoka foana
Nilaozanao aho tsy ankiteny
Mipenipenina ny foko irery
Fa tsy tononkira.serasera.org ianao vao fantany fa ilainy
O! ny fisianao
Tsy nohalaliniko hatrizay
Satria nataoko ho efa izay ny làlana
Ny mety ho hevitrao
Tsy noheveriko satria
Jambenan’ny fitiavan-tenako aho
Ka mamelà ahy
Raha misy fihetsiko indraindray
Nampisy alahelo ao am-ponao ao
Mamela ahy
Henoy na tsy mendrika
F’izaho tsy feno raha tsy eo ianao hzgh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 9128
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/09/2002 18:11
