Ny Hira (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Hira
Izay tebiteby nanavesatrra ahy
tononkira.serasera.org Nanamaizina ny androm-piainako
No nataoko ho hira mba hanampy indray
Hanamaivana ny ao am-po
Ny fahasoavana nomena ahy
Ka naha-mirana ny androm-piainako
Dia efa nataoko ho hira
Ho zaraiko aminao anio
cutv Hira iray, hery iray
Entina mibanjina iny lanitra iny mba ho manga
Hira iray, hery iray
Foana ny tarainako
Hirahira no manjaka anatiko
Ny fifaliana lafatra ary ny alahelo sasatra
Rehefa samy mba natao an-kira
Toy ny inona ny fiainana,ny jaly sy ny tarainana
Raha tsy teo ny hira nandresena azy ireo
Izay tebiteby nanavesatra ahy
Nanamaizina ny andro-piainako
No nataoko ho hira mba hanampy indray
Hanamaivana ny ao am-po
Ny kalom-pifaliana sy ny hiram-pijaliana
Samy fomba enti-miatrika ny làlana
Ho maivana ny vesatra
xgcfbeoy Ny henjana ho ketraka
qfbj Raha hira no handaminana ny fiainana
Poopy (1991)

--------
Lien: